<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><title>Tsara re, ny lanitra FFPM814</title>
<lyrics>[V1]
 Tsara re, ny lanitra
 Sady mahafinaritra !
 Ao ny Rainay be fitia,
 Ao ny zaza tsy mania,
 // Ao ny fifaliam-be //

[V2]
 Ondry kely izahay,
 Ary tsy mba fantatray
 Ny hanjo etý an-tany,
 Ka maniry mba ho any
 // Aminao, ry Tomponay //

[V3]
 Ry Mpiandry Tsara ô !
 Aoka mba hamindra fo
 Aminay izay mbola kely,
 Mba iraho ny anjely
 // Ho mpiambina anay //
 LITANIA</lyrics>
<hymn_number>814</hymn_number>
</song>